|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ro mangazafy |
| Singan-teny | 2ro, 3mangazafy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina.
[1.1#834] 6ro misy menaka misomidika. [1.1#619] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ro manga zafy]
7a particular kind of gravy well cooked.
[1.2#521] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8un bouillon épais, succulent, délicieux.
[1.3#538] |
| Ohatra |
9 Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta.
[1.437#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|